Hiverina hitoraka blao ndray

Manao ahoana daholo,

Nandritra izay fotoana tsy nanoratako blaogy izay, ohatran'ny vao omaly, dia zavatra maro dia maro tokoa no hitako. Azo atao hoe efa gramme amin'izay aho izao. Tena koboko fa na miezaka tahaka ny inona aza ianao dia misy foana zavatra tsy hainao. Indraindray aza dia tahaka ny tsy mahay na inona na inona.

pffffffffffff

Na izany aza tsy nisy nahay tany ankibon-dreniny ka tsy koah fa vao maika aza mandrisika anao handroso amin'ny lalina akoho akoho.

Tsy dia hikivalavala intsony aho anefa amin'ity blaogy ity fa mba matotra kely amin'izay. Resaka fampianarana no alefako eto.

Ity aloha misy youtube kely na izany aza.


«Mialoha   1 2 3 4