Manaova fety sambatra jiaby
Nampidirin'i sitlo | 22 Des, 2009Tonga indray ity ny fety.
Dia hizara hira kely.
Ka ataoko karazana kilalaon'i LeRastah izay mahay. Iza ary no tompon-kira, dia inona no lohateniny? Mpandeha tamin'ny RNM fahiny moa izy izany ho an'izay tsy mahalala.
BOnnes fêtes ialahy de bizou be avy @ Kdaombaramita
Freddy Ranarison letsy ilay izy a ! fa tsy tadidiko ilay titre fa ato amiko ilay izy io en version original.
Nampidirin'i Kdaombaramita am 24 Des 2009, 11:05