V - tsisy coms

Nampidirin'i sitlo | 3 Jol, 2009

 

 


6 Hevitra and 0 Verindrohy (trackback) - "V - tsisy coms"


    MITOVY AVAO ROZY IO

    FA GAIGY KOAHY IZAY ANY

    Nampidirin'i XXXXX am 03 Jol 2009, 23:02

    fa angaha moa tsy mitovy hatramin ilay sori-bilana!!!!! ooooo

    Nampidirin'i ravakamalala am 04 Jol 2009, 14:35

    kdaombaramita

    Ilay sori-bilana ? ha ha haaaaaaaaa, iny indray no tsy itako !!! tapaka ny tsinaiko marina.

    Nampidirin'i kdaombaramita am 04 Jol 2009, 20:23

    tena mitovy mihitsy izy mitasm an

    Nampidirin'i news2dago am 07 Jol 2009, 15:42

    sady samy gôbôsy hi!hi!

    Nampidirin'i belakely am 09 Jol 2009, 10:16

    Ray sy zanaka é
    Tsy misy voron-dolo mitera-boromanga ary tsy misy voromanga mitera-borondolo.

    Nampidirin'i DadaRabe am 12 Jol 2009, 16:11

 

Hampiditra hevitra









 authimage